mamy re ny fitia (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bdhdka 1.Soa ho antsika re ny ho be fitia
Mba ho miran’endrika raha tononkira.serasera.org mifankatia
Hisy fiadanana tafatoetra ao aminao
Faly isan’andro koa
Raha mifankatia
2.Na rewp dia ory aza ety, he! Jereo ange
‘Tony fialonana resin’ny fitia
Ka izao rehetra izao tonga tanimboly soa
Maitso mavana tokoa, raha mifankatia
Ref : Mamy re ny fitia
Endriky ny tenanao
Lamba soa tokoa
3.Indro koa ny lanitra eo am-bony eo
Mirana mahita anao, raha mifankatia
Ka aoka mba hifankatia mcryslrg dia eny mbola velona
Fa rehefa lasa anie, hanenenana
Mba ho miran’endrika raha tononkira.serasera.org mifankatia
Hisy fiadanana tafatoetra ao aminao
Faly isan’andro koa
Raha mifankatia
2.Na rewp dia ory aza ety, he! Jereo ange
‘Tony fialonana resin’ny fitia
Ka izao rehetra izao tonga tanimboly soa
Maitso mavana tokoa, raha mifankatia
Ref : Mamy re ny fitia
Endriky ny tenanao
Lamba soa tokoa
3.Indro koa ny lanitra eo am-bony eo
Mirana mahita anao, raha mifankatia
Ka aoka mba hifankatia mcryslrg dia eny mbola velona
Fa rehefa lasa anie, hanenenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 446
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 16:50
