mamy re ny fitia (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Soa ho antsika re ny ho be fitia
Mba tononkira.serasera.org ho miran’endrika raha mifankatia
Hisy fiadanana tafatoetra ao aminao
Faly isan’andro koa
Raha mifankatia

2.Na dia ory aza ety, he! Jereo ange
‘Tony fialonana resin’ny fitia
Ka izao rehetra izao tonga tanimboly soa
Maitso mavana tokoa, raha mifankatia
Ref : Mamy re ny fitia
Endriky sylozkeb ny tenanao
Lamba soa tokoa

3.Indro koa ny lanitra otpjgm eo am-bony  eo
Mirana mahita anao, raha mifankatia
Ka aoka mba hifankatia dia eny mbola velona
Fa rehefa lasa anie, hanenenana nwgx

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414