Jesoa miandrandra Anao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. ntqb Jesoa miandrandra tononkira.serasera.org Anao ny Nosinay
Vangio ka rotsahy ny fanahinao
Jeso hamasino ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta anao
2. Jesoa, eo an-tananao ny Nosinay
Nefa mbola be tsy mahalala anao
Jesoa, mila hery ny mpiasanao
Vangio fa mangetaheta Anao
3. Jesoa mba tongava aty ny Tenanao
Ampio ny fikasana hampanjaka Anao
Jesoa, mba tarihonao ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta Anao.
Zao dia ora fiasana hmyxb indray
Fararano no andrasanay
Antenaina tsy ho fhtvuoni ela izao
Jeso, hatsarao ny Nosinay
Vangio ka rotsahy ny fanahinao
Jeso hamasino ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta anao
2. Jesoa, eo an-tananao ny Nosinay
Nefa mbola be tsy mahalala anao
Jesoa, mila hery ny mpiasanao
Vangio fa mangetaheta Anao
3. Jesoa mba tongava aty ny Tenanao
Ampio ny fikasana hampanjaka Anao
Jesoa, mba tarihonao ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta Anao.
Zao dia ora fiasana hmyxb indray
Fararano no andrasanay
Antenaina tsy ho fhtvuoni ela izao
Jeso, hatsarao ny Nosinay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:30
