Jesoa miandrandra Anao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesoa miandrandra Anao tononkira.serasera.org ny Nosinay
Vangio ka rotsahy ny fanahinao
Jeso hamasino ny mpanomponao cmin
Vangio fa mangetaheta anao

2. Jesoa, eo klgxtljp an-tananao ny Nosinay
Nefa mbola be tsy mahalala anao
Jesoa, mila hery ny mpiasanao
Vangio fa mangetaheta Anao

3. Jesoa mba tongava aty ny Tenanao
Ampio ny fikasana hampanjaka Anao
Jesoa, mba tarihonao ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta Anao.

Zao dia ora fiasana mpae indray
Fararano no andrasanay
Antenaina tsy ho ela izao
Jeso, hatsarao ny Nosinay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0504