Jesoa miandrandra Anao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. ntyykli Jesoa miandrandra Anao ny Nosinay
Vangio ka rotsahy ny fanahinao
Jeso hamasino ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta anao

2. Jesoa, rzostmcr eo an-tananao ny Nosinay
Nefa mbola be tsy mahalala anao
Jesoa, mila hery ny mpiasanao
Vangio fa mangetaheta Anao

3. Jesoa mba tongava tononkira.serasera.org aty ny Tenanao
Ampio ny fikasana hampanjaka Anao
Jesoa, mba tarihonao ny mpanomponao
Vangio fa mangetaheta Anao.

Zao dia ora fiasana indray
Fararano no andrasanay
Antenaina qppy tsy ho ela izao
Jeso, hatsarao ny Nosinay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305