Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re tsy mba hanadino
Ny ytmrwqmu sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy pcuaigb tyhz hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny Azy no hoteneniko
Fa izany tononkira.serasera.org no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho
Ny ytmrwqmu sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy pcuaigb tyhz hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny Azy no hoteneniko
Fa izany tononkira.serasera.org no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 233
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:23
