Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re tsy mba hanadino
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko Jesoa ô!
Eo am-bavako ny tononkira.serasera.org teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny mbmki Azy no ojuidpe hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho xqlgnjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5604