Izaho re tsy mba hanadino (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho re tsy mba hanadino
Ny sakaizako nitondra ny fahoriako rehetra
Izaho tsy mba halahelo
Fahadalana tononkira.serasera.org hariako
Ka tsy ho tsaroany intsony
Jesoa tsy hadinoiko Jesoa ô!
Ambara-pahafatiko zifp Jesoa ô!
Eo am-bavako ny teniny
Ao am-poko ny didiny
Ny leuomt Azy no hoteneniko
Fa izany no heveriko
Isan’andro ahjaixq ny fitiavany ahy
Velona ho raisiny aho
Maty dia raisiny aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316