Isaoranay ny anaranao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny anaranao Andriamanitra ô!
Nambininao ny asanay
Ka tratra soa aman-tsara izao Jobily izao
Ny anananay sy ny herinay
No entinay vxxm mankalaza Anao
Eto no trano natokanay ho lapanao
Aoka anie tsy hisy pentipentina
Tsy hisy fiketronana na ny toy izany
Fenoy ny hamasinanao
Asandrato ny hira fihobiana
Toy ny tao Jerosalema
Hosana! tononkira.serasera.org Hosana! No asandratray
Hosana! Hosana! Anao ry avo indrindra
Mifalia bdvter sy mihobia sy miderà sy mihirà hanakoako
Venteso cnwadize ny hira: Hosana! Hosana! ( torio hatraizatraiza)
Torio ho ren’izao tontolo izao
Hosana! No asandratray ho anao ry Avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana!
Vohay ny vavahady
Hidiran’ny Tompontsika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 240
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:56