Isaoranay ny anaranao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny anaranao Andriamanitra ô!
Nambininao ny asanay
Ka tratra lqznmfg soa aman-tsara izao Jobily izao
Ny anananay sy ny herinay
No entinay mankalaza Anao
Eto no trano natokanay ho lapanao
Aoka anie tsy hisy pentipentina
Tsy hisy fiketronana na ny toy izany
Fenoy ny hamasinanao
Asandrato ny hira fihobiana
Toy ny tao Jerosalema
Hosana! Hosana! No asandratray
Hosana! Hosana! Anao ry avo indrindra
Mifalia krbfvc sy mihobia sy miderà sy mihirà hanakoako
Venteso ny hira: Hosana! Hosana! ( tononkira.serasera.org torio hatraizatraiza)
Torio ho ren’izao tontolo izao
Hosana! No asandratray ho anao ry usshkf Avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana!
Vohay ny vavahady
Hidiran’ny Tompontsika
Nambininao ny asanay
Ka tratra lqznmfg soa aman-tsara izao Jobily izao
Ny anananay sy ny herinay
No entinay mankalaza Anao
Eto no trano natokanay ho lapanao
Aoka anie tsy hisy pentipentina
Tsy hisy fiketronana na ny toy izany
Fenoy ny hamasinanao
Asandrato ny hira fihobiana
Toy ny tao Jerosalema
Hosana! Hosana! No asandratray
Hosana! Hosana! Anao ry avo indrindra
Mifalia krbfvc sy mihobia sy miderà sy mihirà hanakoako
Venteso ny hira: Hosana! Hosana! ( tononkira.serasera.org torio hatraizatraiza)
Torio ho ren’izao tontolo izao
Hosana! No asandratray ho anao ry usshkf Avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana!
Vohay ny vavahady
Hidiran’ny Tompontsika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 288
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:56
