Isaoranay ny anaranao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny anaranao Andriamanitra ô!
Nambininao ny asanay
Ka tratra soa aman-tsara izao Jobily izao
Ny anananay pczgm sy ny herinay
No entinay mankalaza Anao
Eto no trano natokanay ho lapanao
Aoka anie tsy hisy pentipentina
Tsy wftdtvvo hisy fiketronana na ny toy okka izany
Fenoy ny hamasinanao
Asandrato ny hira fihobiana
Toy ny tao Jerosalema
Hosana! Hosana! No asandratray
Hosana! Hosana! Anao ry avo indrindra
Mifalia sy mihobia sy miderà sy mihirà hanakoako
Venteso ny hira: Hosana! Hosana! ( torio hatraizatraiza)
Torio ho ren’izao tontolo izao
Hosana! No tononkira.serasera.org asandratray ho anao ry Avo indrindra
Hosana! Hosana! Hosana!
Vohay ny vavahady
Hidiran’ny Tompontsika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 287
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:56