Haleloia! Haleloia! (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HALELOIA! smwaxhff HALELOIA !
Haleloia! Haleloia! Anio no iwkv hisantaranay
Ny Haleloia rahatrizay
Ho fanajana Anao r’Ilay Mpamonjy soa malalanay
Haleloia! haleloia! Haleloia! Haleloia!
Haleloia! haleloia! Haleloia!
Ary an-dapanao ary`ny namanay manandra-peo
‘Zahay mpanomponao aty`mihoby tahaka azy ireo
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Itony nofo mora lo`misentosento indraindray
Raha miandrandra Anao ‘zany fo dia velona ny hobinay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Fidio ny fiangonanao ho lapam-boninahitrao
Ho toy ebmqh ny afak’ady aho mihira hira vaovao
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ny ran’ny Zanak’ondry soa no nanavotanao anay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ka avy izahay izao hanompo Hianao no mendrika tononkira.serasera.org handray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 159
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 26/01/2026 08:19