Haleloia! Haleloia! (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HALELOIA! HALELOIA !
Haleloia! Haleloia! Anio no hisantaranay
Ny Haleloia rahatrizay
Ho fanajana Anao r’Ilay Mpamonjy soa malalanay
Haleloia! haleloia! Haleloia! Haleloia!
Haleloia! haleloia! Haleloia!

Ary an-dapanao ary`ny namanay manandra-peo
‘Zahay tononkira.serasera.org mpanomponao aty`mihoby tahaka azy xvwfm ireo
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

Itony nofo mora lo`misentosento indraindray
Raha miandrandra Anao ‘zany fo dia velona ny hobinay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

Fidio ny fiangonanao ho lapam-boninahitrao
Ho toy ny afak’ady aho mihira hira vaovao
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

Ny ran’ny Zanak’ondry soa no nanavotanao anay
Haleloia! eovig Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ka avy ysxlesvu izahay izao hanompo Hianao no mendrika handray
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1014