Haleloia! Haleloia! (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HALELOIA! HALELOIA !
Haleloia! Haleloia! Anio no hisantaranay
Ny Haleloia rahatrizay
Ho fanajana Anao r’Ilay Mpamonjy soa malalanay
Haleloia! haleloia! Haleloia! Haleloia!
Haleloia! haleloia! Haleloia!

Ary an-dapanao ary`ny cpiosq namanay manandra-peo
‘Zahay mpanomponao aty`mihoby tahaka azy ireo
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

Itony nofo mora oasuqqm lo`misentosento indraindray
Raha miandrandra Anao ‘zany fo dia velona ny hobinay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

Fidio ny fiangonanao ho lapam-boninahitrao
Ho toy ny afak’ady neuas aho mihira hira vaovao
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

Ny ran’ny Zanak’ondry soa no nanavotanao anay
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!
Ka avy izahay izao hanompo Hianao no tononkira.serasera.org mendrika handray
Haleloia! Haleloia! Haleloia! Haleloia!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1355