Fitiavana ny Andriamanintsika (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana hodvuqoc tononkira.serasera.org ny Andriamanintsika
Tsy terena tsy vozonana izay te ho mpanompony
Be ny mimonomonona, maro ny misentosento
Tsy vitsy koa ireo manahy
Satria tsy fantany ny soa ho an’ny tenany
Indrisy fa mahantra ianao ry kely finoana
Betlehema tsinjovinao, Kalvary jereonao
Fa ao no fototry ny ainao
Fanehoana ny soa, famaranana farany
Vita re ny famonjena
Voninahitra brohm anie ho rprootzl Anao ry Avo indrindra
Fiadanana anie ho an’ny olonao ety an-tany
Ankasitrahana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 302
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 10/12/2025 15:20