Fitiavana ny Andriamanintsika (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ny Andriamanintsika
Tsy terena tsy vozonana izay te ho mpanompony
Be ny mimonomonona, maro ny misentosento
Tsy vitsy koa tononkira.serasera.org ireo manahy
Satria tsy fantany isrf ny soa ho an’ny tenany
Indrisy fa mahantra ianao dqsener ry kely finoana
Betlehema tsinjovinao, Kalvary jereonao
Fa ao no fototry ny ainao
Fanehoana ny soa, famaranana farany
Vita re ny famonjena
Voninahitra anie ho Anao ry Avo indrindra
Fiadanana anie ho an’ny eqvzqrnx olonao ety an-tany
Ankasitrahana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303