Fitiavana ny Andriamanintsika (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ny Andriamanintsika
Tsy terena tsy vozonana izay te ho mpanompony
Be ny mimonomonona, maro ny misentosento
Tsy tononkira.serasera.org vitsy koa ireo manahy
Satria tsy fantany ny soa ho an’ny tenany
Indrisy fa gzfqra mahantra ianao ry kely finoana
Betlehema tsinjovinao, Kalvary jereonao
Fa ao no fototry ny ainao
Fanehoana ny soa, famaranana dcrlsawp farany
Vita re ny famonjena
Voninahitra anie ho Anao ry Avo indrindra
Fiadanana anie ho an’ny olonao mptgk ety an-tany
Ankasitrahana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 270
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:20