Mamindrà fo amiko (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô!
Mamindrà fo amiko
Fa Ianao no tononkira.serasera.org ialofan’ny fanahiko
Eny ao amin’ny aloky ny zqrynlq elatrao no ialofako
Mandrapahalasan’ny loza
Mitaraina dthm amin’Andriamanitra
Avo indrindra aho
Dia amin’Andriamanitra
Izay mahatanteraka ahy
Haniraka avy any an-danitra Izy
Ka qqoehg hamonjy ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384