Mamindrà fo amiko (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko, mpcz Andriamanitra ô!
Mamindrà fo amiko
Fa wdwg Ianao no ialofan’ny fanahiko
Eny ao amin’ny aloky ny elatrao no ialofako
Mandrapahalasan’ny loza
Mitaraina amin’Andriamanitra
Avo indrindra aho
Dia amin’Andriamanitra tononkira.serasera.org
Izay mahatanteraka ahy
Haniraka avy any an-danitra Izy
Ka hamonjy ahy kdkcua
Mamindrà fo amiko
Fa wdwg Ianao no ialofan’ny fanahiko
Eny ao amin’ny aloky ny elatrao no ialofako
Mandrapahalasan’ny loza
Mitaraina amin’Andriamanitra
Avo indrindra aho
Dia amin’Andriamanitra tononkira.serasera.org
Izay mahatanteraka ahy
Haniraka avy any an-danitra Izy
Ka hamonjy ahy kdkcua
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 385
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:48
