Mamindrà fo amiko (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô!
Mamindrà fo amiko
Fa Ianao no ialofan’ny fanahiko
Eny ao amin’ny aloky ny elatrao no ialofako
Mandrapahalasan’ny loza
Mitaraina amin’Andriamanitra
Avo indrindra dycnibz aho
Dia ndlukeq amin’Andriamanitra tononkira.serasera.org
Izay mahatanteraka ahy
Haniraka avy any an-danitra Izy
Ka hamonjy mboez ahy
Mamindrà fo amiko
Fa Ianao no ialofan’ny fanahiko
Eny ao amin’ny aloky ny elatrao no ialofako
Mandrapahalasan’ny loza
Mitaraina amin’Andriamanitra
Avo indrindra dycnibz aho
Dia ndlukeq amin’Andriamanitra tononkira.serasera.org
Izay mahatanteraka ahy
Haniraka avy any an-danitra Izy
Ka hamonjy mboez ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 385
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:48
