VOAHARY MANONTOLO (Mi/Fa) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miovaova ny voahary manontolo
Satria re akaiky ny andro farany
Ny tanjona ho tratrarina dia eny an_danitra
Ety sady tery ny lala_mankany
Ref: Ny fahotako tiuuxt marobe no hifonako aminao
Efitra iray izay mampisaraka hatrany
tononkira.serasera.org Ny fahavalo lozabe misarangotra mitady
Ka tantano sy vimbino ry Raiko ô!(ry Raiko ô!)
Izany re no fahoriana izay mianjady an_tany ety
Raiso re ry mpamonjy be fitia
Apetrako eo am_pelatananao
Ny fiainako izay mandalo miserana
Ka na anio na ampitso no handaozako ny ety
Vonona qcby jduuocvk aho ry mpamonjy tena tia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 577
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:22