Fanoloran-tena (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ezekiela 33: 11
Inty aho gbbfurfv ilay maditranao
Inty aho ilay nihodina taminao
Marobe ireo ota izay natao Tompo ô!
Mivalo aminao ka raiso aho,raiso tononkira.serasera.org aho,raiso aho Tompô!
kbmlh Hebreo 10: 16_18
Ka hoy izahay miara_miredona aminao hoe Tompo ô!
Handeha aho,handeha hitory Anao
Handeha aho,n'aiza hanirahanao ahy
Vonona aho handeha na aiza aleha Tompo ô!
Inty aho,iraho aho,iraho aho,iraho aho Tompo ô!
A/C: txcktp Mr Tafita

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 744
Likes : 1 Like
Created by : Tiannie27
Date : 26/05/2023 17:55