NOHO NY AMIKO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mizaka ny mafy indrindra Ianao
Jeso noho ny amiko
Ary tsisy fijaliana mafy noho izay niaretanao
Nenjehina ianao tetÿ
Nolotsain'ny maro ihany koa
Nandefitra nefa ianao noho ny amiko.

2.Nokapohina ianao Jesoa
Eny nororana koa
Kanefa mbola noleferina noho ny amiko
Nampahoriana ianao
Ary novonoina ihany koa
Natolotrao ny tenanao noho ny amiko

3.Nanetry tena teo Ianao
Ho fanavotana ahy
Ka noho ny fitiavanao dia voavela ny heloko
Fitiavana re tsy misy toy izany
Dia mamohizanao ny ainao
Ka na iza na iza eto an-tany tsy hatakaloko Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fiderana
Hits : 313
Likes : 0 Like
Created by : Tiavinannie
Date : 01/04/2022 20:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726