Ampidiro aloha ny tenimiafina
VOAHARY MANONTOLO (Mi/Fa) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miovaova ny tononkira.serasera.org voahary manontolo
Satria re akaiky ny andro taslxih farany
Ny tanjona ho tratrarina dia eny an_danitra
Ety sady tdmzlgxr tery ny lala_mankany
Ref: Ny fahotako marobe no hifonako aminao
Efitra iray izay mampisaraka yfmr hatrany
Ny fahavalo lozabe misarangotra mitady
Ka tantano sy vimbino ry Raiko ô!(ry Raiko ô!)
Izany re no fahoriana izay mianjady an_tany ety
Raiso re ry mpamonjy be fitia
Apetrako eo am_pelatananao
Ny fiainako izay mandalo miserana
Ka na anio na ampitso no handaozako ny ety
Vonona aho ry mpamonjy tena tia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 659
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 27/05/2023 20:22