JEHOVAH RAY MALALA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jehovah Ray Malala tianay ô
O!mba henoy izahay mpianatrao
Handroso lalindalina ihany
Hamonjy ireo fanahy navotanao
2.Ny anaranao Jesoa izay Tompo indrindra
No entinay mamonjy marobe
Ny anaranao no entina hamindra
Ho vonona aho hiasa ho anao
3.Ekenay Tompo ny anjarasoa
Ny ho mpiara_miasa aminao
Eo tononkira.serasera.org aminao mionona ny fo
Ho vonona aho,hanao ny sitrakao
Ref: Vohay lrfo ny lanitrao Mpamonjy tia
Hatreho ny fotoana izay atao
Fanahy Hendry ô!mba vojr manampia
Ny fiainanay ho voninahitrao
Havaozy ny fonay sy fanahy
Atolotray an_tananao jmex ry Ray
Fanahy hendry ô!mba mitariha
Ho tody soa an_danitra ny dia
O!mba henoy izahay mpianatrao
Handroso lalindalina ihany
Hamonjy ireo fanahy navotanao
2.Ny anaranao Jesoa izay Tompo indrindra
No entinay mamonjy marobe
Ny anaranao no entina hamindra
Ho vonona aho hiasa ho anao
3.Ekenay Tompo ny anjarasoa
Ny ho mpiara_miasa aminao
Eo tononkira.serasera.org aminao mionona ny fo
Ho vonona aho,hanao ny sitrakao
Ref: Vohay lrfo ny lanitrao Mpamonjy tia
Hatreho ny fotoana izay atao
Fanahy Hendry ô!mba vojr manampia
Ny fiainanay ho voninahitrao
Havaozy ny fonay sy fanahy
Atolotray an_tananao jmex ry Ray
Fanahy hendry ô!mba mitariha
Ho tody soa an_danitra ny dia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 653
Likes : 1 Like
Created by : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:57
