Mbola misy fanahy (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola misy fanahy voatokana ho ahy
Mbola ao ilay voa tsara tsy mety lo
Mbola ao ny finoana miaina ao anatiko ao
Ka ny tsara tsy ho foana tsy hangina satria gymdkj mbola ao ilay tia
Mbola misy mpiantra,mbola misy pgnvhacx mpamela
Mbola misy mpiaro,mbola misy tavela
Mbola ao ilay voa tsara tsy mety lo
Ka ny tsara tsy tononkira.serasera.org ho foana tsy hangina satria mbola ao ilay hfyvlfqx tia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 2317
Likes : 0 Like
Created by : miaranamih
Date : 19/05/2016 08:40