VALIM-BAVAKA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mahery mahagaga ny asanao
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny fahalebiazanao
Ref: Fa mahery Ianao
Ka mampandresy ahy
tononkira.serasera.org Tamin'ireo ady mahamay
Ka mitondra ahy
Mivoaka tamin'ny fitahiana mahatretrika
uyszm myedfw cqwgvte Mpandresy aho, mpandresy ianao
Miaraka amin'i Ray
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mihaino ny fitarainan'ataonay
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny Valim-bavakay
A/C: Pr Tafita
Ianao Jesoa mahery mahagaga ny asanao
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny fahalebiazanao
Ref: Fa mahery Ianao
Ka mampandresy ahy
tononkira.serasera.org Tamin'ireo ady mahamay
Ka mitondra ahy
Mivoaka tamin'ny fitahiana mahatretrika
uyszm myedfw cqwgvte Mpandresy aho, mpandresy ianao
Miaraka amin'i Ray
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mihaino ny fitarainan'ataonay
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny Valim-bavakay
A/C: Pr Tafita
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 969
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : sirax
Daty : 11/02/2023 09:49
