VOAHARY MANONTOLO (Mi/Fa) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miovaova ny voahary manontolo
Satria re akaiky ny andro farany
Ny tanjona ho tratrarina dia eny an_danitra
Ety sady tery tononkira.serasera.org ny lala_mankany
Ref: Ny fahotako marobe no hifonako aminao
Efitra iray izay mampisaraka hatrany
Ny fahavalo lozabe misarangotra mitady
Ka tantano sy vimbino ry Raiko ô!(ry Raiko ô!)
Izany re no fahoriana izay mianjady an_tany ety
Raiso re ry mpamonjy be puiy hwdohhg fitia
Apetrako eo datyh am_pelatananao
Ny fiainako izay mandalo miserana
Ka na anio na ampitso no handaozako ny ety
Vonona aho ry mpamonjy tena tia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 620
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:22