JEHOVAH Ô IANAO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô,(Ianao)² no tokiko atyHo vatolampiko,ho fiarovako Ianao
Ka na dia sarotra ny lalana aty
Ianao Jehovah,Ianao ihany no vatolampiko
Jehovah ô!tantanonao
Fa sarotra ny lalana
Matoky anao Jehovah ô
Ianao Jehovah,Ianao ihany no vatolampiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 305
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:08