You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

Rahoviana (Feon'ny fiderana)

Mbola misy ny famonjena
Nefa ianao toa mienaena
Nangatak'andro,andraso andraso aloha
Toa mbola manamafy ny fo
Izy mitory sy mivazavaza
Ianao mbola manjeny ny andro lava
'Lay famonjena efa nambaranay
'Lay fiainana mandrakizay!

Ref:Raha tsy izao dia rahoviana e!
       No nandaozanao ity fahoriana
       FisalTsiky dia ampyasalana sy andraso andraso anie
       Hanenenanao indray mipi-maso

Namako รด!'Zao no ambarako anao e!
Miaratsy izao fiainana izao
Miangavy re raha toa azo atao
Manatona ny tompo ianao
Miangavy an-tanan-droa izahay
Sao tara 'zay vao hoe takizay
Tombotsoanao ny andro anio
Ity antsoantso ity mba valio

Ref:Raha tsy izao dia rahoviana e!

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 1853
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miaranamih
Tamin'ny : 19/05/2016 06:39:49
ID : 8537

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo