You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

Fitahiana (Feon'ny fiderana)

Fitahiana no nomena antsika a!
Fa tratr'izao anio izao indray
Aoka koa ny fo tsy hangatsiaka
Fa hazoto hisaotra anao indray

Ref: Satria Jesosy ô!Ianao no mijery!
        No sady tena mankaTsiky dia ampyhery!Anao tokoa
       Satria Jesosy ô!Ianao no mpamonjy
       No sady tena zanak'ondry hanafaka ahy

Nahafoy ny ainy ho famonjena
Ka nahafeno fiantrana indray
Noho ireo zava-tsoa sesehena
No hisaoranay anao indray

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 1030
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : miaranamih
Tamin'ny : 19/05/2016 06:42:58
ID : 8535

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo