TENA NAMANA(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan'olana ve ianao
Raha toa ka tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy irery ihany no izarao
tononkira.serasera.org Fa Izy irery ihany no itokio
Fa Izy nboickk no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy hanoro sy hanampy anao
Zay lazainy tanteraho raha mino Azy ianao
Jesosy anie no tena namanao
Ireo namanao izay akaiky efoms anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena bpbrgdb namanao
Raha toa ka tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy irery ihany no izarao
tononkira.serasera.org Fa Izy irery ihany no itokio
Fa Izy nboickk no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy hanoro sy hanampy anao
Zay lazainy tanteraho raha mino Azy ianao
Jesosy anie no tena namanao
Ireo namanao izay akaiky efoms anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena bpbrgdb namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 682
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 23/05/2023 11:16
