TENA NAMANA(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan'olana ve ianao
Raha toa ka vzmgt tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy irery ihany no izarao
Fa Izy irery ihany no itokio
Fa Izy no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy tononkira.serasera.org hanoro sy hanampy anao
Zay lazainy tanteraho raha mino tbktfw Azy ianao
Jesosy anie nxfqvw no tena namanao
Ireo namanao izay akaiky anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena namanao
Raha toa ka vzmgt tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy irery ihany no izarao
Fa Izy irery ihany no itokio
Fa Izy no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy tononkira.serasera.org hanoro sy hanampy anao
Zay lazainy tanteraho raha mino tbktfw Azy ianao
Jesosy anie nxfqvw no tena namanao
Ireo namanao izay akaiky anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena namanao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 712
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:16
