TENA NAMANA(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manan'olana ve ianao
Raha toa ka tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy irery ihany no izarao
Fa Izy irery ihany no itokio
Fa Izy no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy hanoro sy hanampy anao
Zay lazainy tanteraho raha mino Azy majysuf ianao
Jesosy tononkira.serasera.org anie no ktwufnx tena namanao
Ireo yfmsk namanao izay akaiky anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena namanao
Raha toa ka tsy hitanao izay atao
Manantona an'i Jesosy f'Izy tena namanao
Jesosy irery ihany no izarao
Fa Izy irery ihany no itokio
Fa Izy no tena namanao
Tena mino Azy ianao?
Omeny vahaolana
Fa Jesosy no tena namanao
Lazao ny tsiambaratelonao
Fa Izy hanoro sy hanampy anao
Zay lazainy tanteraho raha mino Azy majysuf ianao
Jesosy tononkira.serasera.org anie no ktwufnx tena namanao
Ireo yfmsk namanao izay akaiky anao
Ireo no mety hamadika anao
Raha toa ka sitrakao izay lazainy tanteraho
Fa Jesosy no tena namanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 683
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:16
