TAHIO NY TANINAY (Do) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô! Tahio ny taninay
Fa mijaly sy mahantra ny tontolo
Ka ny nosindrazanay ity ry Ray mba jereo
Tompo ô! Tahio ny taninay
2) gtuaxvp Tompo ô ! Jereo ny nosinay
Fa mandalo mifanesy ny fahotana
Ka mba tantano sy vimbino olfea ry mpanonjy be fitia
Tompo ô ! Tahio ny nosinay
3) Ray ô! Ireo mpitondra anay
Omeo saina sy fanahy fo vaovao
Ka mba andinika ny nosy ho reharehan-tany maro
Ray malala ô! Tahio ny nosinay
Ref: Ireo harena sarobidy, izay nanananay taloha
Nosimbaina nopotehina tamin'ny hery ratsy koa
wvtducim Nefa nosy manirery voadidin-drano be
tononkira.serasera.org Ny voahary manontolo malahelo misento koa
Ka mifona mitalaho aminao ry Ray tsitoha
Tompo ô ! Tahio ny taninay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 726
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 19:51