TAHIO NY TANINAY (Do) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tompo ô! Tahio ny taninay
Fa mijaly sy mahantra ny tontolo
Ka ny nosindrazanay ity ry Ray mba jereo
Tompo ô! Tahio ny taninay
2) Tompo ô ! Jereo ny nosinay
Fa mandalo tononkira.serasera.org mifanesy ny fahotana
Ka mba tantano sy vimbino ry mpanonjy be fitia
Tompo ô ! Tahio ny nosinay
3) Ray ô! Ireo mpitondra anay
Omeo saina sy fanahy fo vaovao
Ka mba andinika dixrxy ny nosy ho reharehan-tany maro
Ray malala ô! Tahio ny nosinay
Ref: Ireo harena sarobidy, izay nanananay taloha
Nosimbaina nopotehina tamin'ny hery ratsy koa
Nefa vvpjj nosy manirery voadidin-drano be
Ny voahary manontolo malahelo misento koa
Ka mifona mitalaho aminao ry Ray tsitoha
gdjzs Tompo ô ! Tahio ny taninay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 727
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 24/05/2023 19:51