SAMBATRA NY FIRENENA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno haratsiana ny taninay
Manjaka ety ny tebiteby sy ahiahy
Ny tononkira.serasera.org fahantrana tsy lazaina intsony
Fa mampahory manakivy ny fo
xphd Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana iaxjlpf izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho andriamaniny
Dia ny olona nofidiny ho lovany
Jesosy ô,mitalaho izahay
Ny mba hamelanao ity nosinay
Indreto izahay mivavaka
Arovy ny gasy tsy an-kanavaka
Ho fnruqsm aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
A/C: Tina
Manjaka ety ny tebiteby sy ahiahy
Ny tononkira.serasera.org fahantrana tsy lazaina intsony
Fa mampahory manakivy ny fo
xphd Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana iaxjlpf izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho andriamaniny
Dia ny olona nofidiny ho lovany
Jesosy ô,mitalaho izahay
Ny mba hamelanao ity nosinay
Indreto izahay mivavaka
Arovy ny gasy tsy an-kanavaka
Ho fnruqsm aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
A/C: Tina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 715
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 16/07/2023 15:37
