SAMBATRA NY FIRENENA (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno haratsiana ny taninay
Manjaka erfuckmy ety ny tebiteby sy ahiahy
Ny fahantrana tsy lazaina intsony
Fa mampahory manakivy ny fo
   Ho aiza tononkira.serasera.org ny aleha?inona no atao?
   Very hevitra amin'izao fiainana izao
   Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
   K'aza mandao fa mila Anao

Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho andriamaniny
Dia ny olona nofidiny ho lovany

Jesosy ô,mitalaho izahay
Ny mba hamelanao ity cxouhx nosinay
Indreto izahay mivavaka
Arovy ny gasy tsy an-kanavaka
   Ho aiza ny aleha?inona zebav no atao?
   Very hevitra amin'izao fiainana izao
   Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
   K'aza mandao fa mila Anao
A/C: Tina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'ny fiderana
Visites : 714
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 16/07/2023 15:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368