SAMBATRA NY FIRENENA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno qrndh haratsiana ny taninay
Manjaka ety ny tebiteby tononkira.serasera.org sy ahiahy
Ny fahantrana tsy lazaina intsony
Fa mampahory manakivy ny fo
Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
Sambatra ny firenena izay manana fycnzr an'i Jehovah ho andriamaniny
Dia ny olona nofidiny ho lovany
Jesosy ô,mitalaho izahay
Ny mba hamelanao ity nosinay
Indreto izahay mivavaka
Arovy ny gasy tsy an-kanavaka
Ho aiza ny mezgyjm aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
A/C: Tina
Manjaka ety ny tebiteby tononkira.serasera.org sy ahiahy
Ny fahantrana tsy lazaina intsony
Fa mampahory manakivy ny fo
Ho aiza ny aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
Sambatra ny firenena izay manana fycnzr an'i Jehovah ho andriamaniny
Dia ny olona nofidiny ho lovany
Jesosy ô,mitalaho izahay
Ny mba hamelanao ity nosinay
Indreto izahay mivavaka
Arovy ny gasy tsy an-kanavaka
Ho aiza ny mezgyjm aleha?inona no atao?
Very hevitra amin'izao fiainana izao
Tsisy antenaina afatsy Ianao Tompo ô
K'aza mandao fa mila Anao
A/C: Tina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 668
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 16/07/2023 15:37
