NY VOADIKO (Mi) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Na an_tsaha na an_tanàna ivavahako
Ka ny tuomp lalanao no lalako
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona aho handray
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Na hatory na hifoha hanao crjgkvw ny soa
Ka ny tianao no tiako
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona aho handray
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Ho drjcbzva re an_tany an_danitra mandrakizay
Ka ny maminao no mamiko
Izay sitrakao tononkira.serasera.org ataovy amiko fa vonona handray
Ref: Ka hiezaka aho hanompo anao
Mba tohano aho ry Raiko mba tohano
Ka ny lalanao no lalako

--------
Rohy:
Hevitra
hery
(
01/06/2023 23:10)
Misaotra.
Tsipelina kely fotsin - (eo amin'ny 6) ny tsipi-panohizana fa tsy _ (eo amin'ny 8)
Tsipelina kely fotsin - (eo amin'ny 6) ny tsipi-panohizana fa tsy _ (eo amin'ny 8)
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 559
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 27/05/2023 20:36