NY VOADIKO (Mi) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Na an_tsaha na an_tanàna ivavahako
Ka ny lalanao no lalako
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona aho handray
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Na hatory na hifoha tononkira.serasera.org hanao ny soa
Ka ny tianao no tiako
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona aho handray
Ny voadiko ry Jesoa ny hanompo anao
Ho re an_tany an_danitra mandrakizay
Ka ny maminao no mamiko
Izay sitrakao ataovy amiko fa vonona handray
Ref: Ka hiezaka ejmq aho hanompo anao
Mba tohano aho duot ry Raiko mba tohano
Ka ny lalanao no lalako viujzshc

--------
Lien:
Commentaires
hery
(
01/06/2023 23:10)
Misaotra.
Tsipelina kely fotsin - (eo amin'ny 6) ny tsipi-panohizana fa tsy _ (eo amin'ny 8)
Tsipelina kely fotsin - (eo amin'ny 6) ny tsipi-panohizana fa tsy _ (eo amin'ny 8)
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 560
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:36