NY FAHASOAVANAO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Derainay ny Anaranao
Mpamonjy lehibe Ianao Tompo ô
Nandresy Ianao nandresy ilay fahafatesana
Ka narotsakao ny Fanahy Masina taminay zanakao
Mendrika ho deraina Ianao
Fa mahery Ianao
(Ka soecghry indro aho hirahinao hitory anao
Any Jodia sy Samaria hatrany am- paran'ny tany)×2
Fa ny fahasoavanao itapfodz ry tononkira.serasera.org Ray no nahatoy izao anay
Fa qvzligdi ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy anay
Lehibe ny fitiavanao
Mendrika ho deraina Ianao Tompo ô
A/C: Mr Tafita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:00