NY FAHASOAVANAO (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa khfxxf ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Derainay ny Anaranao
Mpamonjy lehibe Ianao Tompo ô
Nandresy Ianao nandresy ilay fahafatesana
Ka narotsakao ny Fanahy Masina taminay zanakao
Mendrika ho deraina Ianao
Fa mahery Ianao
(Ka indro aho hirahinao hitory anao
Any rtsw Jodia sy Samaria hatrany am- paran'ny tany)×2
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy anay
Lehibe jvfn ny fitiavanao
Mendrika tononkira.serasera.org ho deraina Ianao Tompo ô
A/C: Mr Tafita

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 11/11/2023 13:00