NY FAHASOAVANAO (Feon'ny fiderana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny tononkira.serasera.org fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Derainay ny Anaranao
Mpamonjy lehibe Ianao Tompo ô

Nandresy Ianao nandresy ydgksv ilay fahafatesana
Ka narotsakao ny Fanahy Masina taminay zanakao
Mendrika ho deraina Ianao
Fa mahery Ianao
  (Ka indro aho hirahinao hitory anao
  Any Jodia sy Samaria hatrany am-  paran'ny tany)×2

Fa ny fahasoavanao ry Ray no nahatoy izao anay
Fa ny fahasoavanao ry Ray kvqtga no nahatoy anay
Lehibe ny fitiavanao
Mendrika ho deraina Ianao whnejfl Tompo ô

A/C: Mr Tafita

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'ny fiderana
Vangy : 642
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 11/11/2023 13:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7421