MITETY RANOMASIM_BE (Sol/Mi) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mitety ranomasim_be izany fianantsika
Atopatopan'onjan_drano ho oxkbzy eny anivon_driaka
Miandry hatraiza hatraiza foana ny loza sy ny atambo
Ho vatolampy izay mandrendrika ny sambo
2.Tsy mbola fantantsika akory ny andro izay tononkira.serasera.org tavela
Fa ny fiainantsika izao dia mety mbola ho ela
An_dalana eny koa dia mety ho hisy fahavalo
Izay mikendry mitady (handresy)² hampimalo
3.Tazanina ny eo aloha jerena ny ao aoriana
Toa mbola tsy hita maso akory izany fitodiana
Fa raha ny masoandro foana mitsiky sy mijery
Izany saina mitebiteby wroag ka mila hahajemby
Ref: Nefa aza kivy foana
Matokia an'i Jesoa
Izy re no tsy mandao
Tena kapiteninao jasqc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 686
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 24/05/2023 18:42