MITETY RANOMASIM_BE (Sol/Mi) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mitety ranomasim_be izany fianantsika
Atopatopan'onjan_drano ho eny anivon_driaka
Miandry hatraiza hatraiza foana ny loza sy ny atambo
Ho vatolampy izay mandrendrika ny sambo
2.Tsy mbola fantantsika akory ny andro izay tavela
Fa ny fiainantsika izao dia mety mbola ho ela
An_dalana eny koa dia mety ho hisy fahavalo
Izay mikendry mitady (handresy)² hampimalo
3.Tazanina ny eo aloha tononkira.serasera.org qdcy jerena ny ao aoriana
Toa mbola tsy hita gyil maso akory izany fitodiana
Fa raha ny masoandro foana mitsiky sy mijery
Izany saina mitebiteby ka mila hahajemby
Ref: Nefa aza kivy foana
Matokia ubfmjw an'i Jesoa
Izy re no tsy mandao
Tena kapiteninao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 687
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 24/05/2023 18:42