MITETY RANOMASIM_BE (Sol/Mi) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mitety ranomasim_be izany fianantsika
Atopatopan'onjan_drano ho eny anivon_driaka
Miandry hatraiza hatraiza foana ny loza sy ny ozgnmob atambo
Ho vatolampy izay mandrendrika ny sambo
2.Tsy mbola fantantsika akory tononkira.serasera.org ny andro izay tavela
Fa ny fiainantsika izao dia mety igckt mbola ho ela
An_dalana eny koa dia mety ho hisy fahavalo
Izay mikendry mitady (handresy)² hampimalo
3.Tazanina ny eo aloha jerena ny ao aoriana
Toa zkfzsps mbola tsy hita maso akory izany fitodiana
Fa raha ny masoandro foana mitsiky sy mijery
Izany saina mitebiteby ka mila hahajemby
Ref: Nefa aza kivy foana
Matokia an'i Jesoa
Izy re no tsy mandao
Tena kapiteninao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 640
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 24/05/2023 18:42