MISAOTRA (GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nandalo fisedrana ny fiainako
Nolalovanao skxest fitsapana ny fanahiko
Ary efa tao anatin'ny famoizam_po
No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha
MISAOTRA Anao aho vribnq ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita tononkira.serasera.org soa ny dia
Tsy namela hiady irery
Fa mitarika ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao
2. Manomboka izao dia tsy ho irery intsony aho
Fa manana Anao ho Mpamonjy ahy
Tena sambatra aho,miaraka Aminao
Ka ny fiainako njtufmzm ho eo an-tananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 699
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 23/05/2023 11:22