MISAOTRA (GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nandalo fisedrana ny fiainako
Nolalovanao fitsapana ny fanahiko
Ary ufosg efa tao anatin'ny famoizam_po
No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha
MISAOTRA Anao aho ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita soa ny dia
Tsy namela hiady irery
Fa mitarika timouv ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao
2. Manomboka izao dia tsy ho irery intsony hohcnhr aho
Fa manana Anao ho Mpamonjy ahy
Tena sambatra aho,miaraka tononkira.serasera.org Aminao
Ka ny fiainako ho eo an-tananao
Nolalovanao fitsapana ny fanahiko
Ary ufosg efa tao anatin'ny famoizam_po
No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha
MISAOTRA Anao aho ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita soa ny dia
Tsy namela hiady irery
Fa mitarika timouv ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao
2. Manomboka izao dia tsy ho irery intsony hohcnhr aho
Fa manana Anao ho Mpamonjy ahy
Tena sambatra aho,miaraka tononkira.serasera.org Aminao
Ka ny fiainako ho eo an-tananao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 698
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:22
