MISAOTRA (GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nandalo fisedrana ny fiainako
Nolalovanao fitsapana ny fanahiko
Ary efa tao anatin'ny cwhe famoizam_po
No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha
MISAOTRA xpvhyxqn Anao aho ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita soa ny dia
Tsy namela hiady irery
Fa mitarika ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao
2. zgra Manomboka izao dia tsy ho irery intsony aho
Fa manana Anao ho Mpamonjy tononkira.serasera.org ahy
Tena sambatra aho,miaraka Aminao
Ka ny fiainako ho eo an-tananao
Nolalovanao fitsapana ny fanahiko
Ary efa tao anatin'ny cwhe famoizam_po
No indro tonga Ianao ry Ray Tsitoha
MISAOTRA xpvhyxqn Anao aho ry Tompo Tia
MISAOTRA fa tafita soa ny dia
Tsy namela hiady irery
Fa mitarika ahy tsy ho very
Ho tonga ho eo anatrehanao
2. zgra Manomboka izao dia tsy ho irery intsony aho
Fa manana Anao ho Mpamonjy tononkira.serasera.org ahy
Tena sambatra aho,miaraka Aminao
Ka ny fiainako ho eo an-tananao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 736
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:22
